Entrée aza
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy
¶ Enti-mirary mba tsy ho voa, mitovy amin' ny hoe enga anie tsy...: Aza manody ny taranako sy ny taranakao izany!
¶ Enti-manohana zavatra mba tsy ho tonga, tsy hisy: Aza tsiny raha manapaka ny teninao aho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   an adverb of prohibition or deprecation, followed by a present tense. Do not, may it not, be not, as: aza mandeha, Do not go. [Richardson 1885]
   don't; used with active and occasionally with passive verbs, but never with the imperative [Hallanger 1973]
Définition française   ne..., ne pas... ; se met devant les verbes actifs et quelquefois devant les verbes passifs, mais jamais devant les verbes impératifs [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  

Entrée aza
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   [Tambahoaka] aiza? [Rakotosaona 1972]
Synonymes   akaza?

Entrée aza
Partie du discours   particule [liste]
Définition malgache   Teny miaraka mandrakariva amin' ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia mahantra aza izy, tsy mba mangalatra na oviana na oviana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   even though, even [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française   quoique, même, quand même [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  

2010/04/10