Entrée aza homehy lavo (aza, hehy, lavo)
Partie du discours expression
Définition malgache ny fahalavoana, hono, tsy maha-lehibe, ka entina nananatra izany fandrao mba potraka koa ny tena any andro [Rajemisa 1985]

2010/10/07