Entrée babangoana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Foana tsy misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fanaira aman' entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarovana anareo [1.1]
Explications en anglais Empty, void, as of a deep hole. [1.2]
Explications en français Vide, où il n'y a rien, dont on a retiré les meubles [1.3]
Exemples Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin'ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin'ny tsinontsinona; [2.996]

Mis à jour le 2020/07/31