|
|
|
|

Entrée (1/2)1  bada
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.78] [Tambahoaka] tsy miteraka
13  [1.78] [Betsimisaraka] tsentsina, mihidy
14  [1.78] [Sihanaka] tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo)
15  [1.1] Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany
Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ).
16  [1.13] toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra
Explications en anglais  17  [1.2] barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded.
Explications en français  18  [1.3] Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué
19  [1.13] stérile
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot bada

Entrée (2/2)21  bada
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  [1.78] [Taisaka] fandrarana, fisakanana
Explications en français  24  [1.82] [Taisaka] empêchement, défense

Anagrammes  25  bada, daba

Mis à jour le 2025/08/10