Entrée badabada (bada)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanombohana miteny voalohany
¶ Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. [Richardson 1885]
Définition française Incohérence, embrouillamini [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]

2015/08/17