Entrée bado
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra
Mitovy hevitra: mifanahin-jaza bado ~ mora amidy ~ olom-be ~ tsobe ~ tsotra loatra ~ tsy mahay olakolaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   stupid; illiterate [Hallanger 1973]
Définition française   qui a l'esprit obtus, un peu bête [Abinal 1888]
   stupide; illettré [Hallanger 1974]
Exemples  
1Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [Callet: Tantara, page 600]
2Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 167]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée bado
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [David 1952 (takila B)]
Vocabulaire  
Citations  

Mis à jour le 2017/03/10