Entrée bageda
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara, Tandroy, Tanosy] Vomanga [Rajemisa 1985]
   karazana hanin-kotrana [SLP: Voambolana]
Définition française   [Tankarana] patate douce. (batàta). [David 1952 (takila B)]
Définition française   patate douce [SLP: Voambolana]
   [Bara, Tanosy] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Boiteau: Végétaux]
Exemples   Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety. [FOFAFIPE: Rosovola, page 53]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Ipomoea batatas
Analogie   batata ~ bokala ~ bele ~ mbizo ~ vomanga

Mis à jour le 2017/12/07