Entrée vomanga
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny
¶ Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa: karazam-bomanga izay miendrika faladian-gisa ny raviny; vomangahoda: vomanga kely ladina; vomanga masombika: misy kinifinifiny ny raviny; vomangambato: sarisarimbomanga; vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise sweet potatoes [Hallanger 1973]
Définition française patate [Hallanger 1974]
Définition française  [Merina] (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ipomoea batatas
Mots composés, titres, noms 
Analogues  bageda ~ batata ~ bele ~ bokala ~ kimoky ~ kirangomena ~ mbizo
Exemples 
1Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga. [Rasamuel: Manjakadoria]
2Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho; [Dahle: Angano]
Citations 
Illustrations 

2019/09/11