Entrée bahoaka > vahoaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany
Olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina
Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka
Mitovy hevitra: ambanilanitra ~ bozaka aman' ahitra ~ ny miankandrefam-baravarana ~ ny olo-miaina ~ ny velona rehetra ~ olona ~ sarambaben' ny kintana ~ valalabemandry ~ valalatsimandadiharona ~ vodiahitrarivo [1.1]
Explications en anglais The people; the citizens of a country [1.7]
Explications en français Le peuple [1.3, 1.8]
 Les sujets d'un état
Public [1.3]
 Citoyen d'un pays [1.8]
Exemples 
1Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131]
2Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324]
3Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298]
4Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : vahoaka, vahoakako, vahoakanao, vahoakany, vahoakantsika, vahoakanay, vahoakanareo, vahoakan', vahoakaky
Préfixée : -bahoaka, -bahoakako, -bahoakanao, -bahoakany, -bahoakantsika, -bahoakanay, -bahoakanareo, -bahoakan', -bahoakaky
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Proverbes