|
|
|
|

Entrée1  vahoaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany
olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina
Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1#1007]
Explications en anglais  4  the people; the citizens of a country [1.7]
Explications en français  5  le peuple [1.3, 1.8]
6  les sujets d'un état
public [1.3]
7  citoyen d'un pays [1.8]
Exemples  8  Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131]
9  Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324]
10  Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298]
11  Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  19  16 combinaisons de vahoaka
Vocabulaire  20  Politique
Analogues  21  olona, ambanilanitra, valalabemandry, valalatsimandadiharona, sarambaben' ny kintana, vodiahitrarivo, bozaka aman' ahitra, ny miankandrefam-baravarana, ny velona rehetra, ny olo-miaina
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot vahoaka
Citations  23  Textes citant vahoaka

Mis à jour le 2025/09/20