|
|
|
|

Entrée (1/2)1  baliaka
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka
10  [2.643] mivelatra be
Explications en anglais  11  [1.2] same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka.
Explications en français  12  [1.3] ouvert, équarquillé, décolleté
Exemples  13  [2.499] Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako?
14  [2.470] Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka.
15  [2.643] Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona.

Entrée (2/2)16  baliaka
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.196] Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache.

Anagrammes  19  abaliak, aka-baly, baliaka

Mis à jour le 2025/08/10