| Entrée (1/3) | 1 bamba |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 miravona ho iray, mitovy tantana, rano iray
[1.10#B.46] 4 miely eran' ny manodidina rehetra, mihanaka hatraiza hatraiza, fampiasa indrindra amin' ilay fiteny hoe: Bamba iray na bambaray, izay mety hanan-kevitra roa: 1) Mitovy tantana hatrany hatrany: Tamin' ilay tondra-drano taona itsỳ, bamba iray daholo no fijery ny havoana sy ny lemaka 2) Rakotra hatraiza hatraiza: Bambarain' ny fery ny tenan' i Joba [1.1] |
| Explications en anglais |
5 spreading over, covering, as eruptions in cutaneous diseases
[1.2] |
| Explications en français |
6 étendu partout, qui couvre également tout
[1.3#73] |
| Synonymes | 7 bamba iray, bambaray, bambiray |
| Tous les mots composés | 8 bamba iray |
| Entrée (2/3) | 9 bamba |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en malgache |
11 manda na tanàna fiarovana
12 manda na rindrina rava, mikoa, mirodana [1.10#B.46] |
| Explications en anglais |
13 a fortification
14 a fallen wall [1.2] |
| Entrée (3/3) | 15 bamba |
| Partie du discours | 16 nom |
| Explications en malgache |
17 filanjana bao tokana
[1.10#B.46] |
| Explications en anglais |
18 a single-poled palanquin
[Provincial]
[1.2] |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|