| Entrée | 1 bamba iray | 
| Mots élémentaires | 2 bamba, 3 iray | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana [1.10#B.46] 6 bamba [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   level or alike all over [1.7] | 
| Explications en français | 8   égal ou de même niveau partout, uniforme [1.8] | 
| Exemples | 9   ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay.
[1.223] 10 tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [2.472] | 
| Autres orthographes | 11 bambaray, bambiray | 
| Anagrammes | 12 bamba iray, 13 mibarabay | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |