Entrée bango
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] randrana (volo), taovolo [Rakotosaona 1972]
 Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. [Rajemisa 1985]
  [Betsileo] Randram-bolo betsileo fanaon' ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a plait or knot of hair, a large plait or knot of hair. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée bango
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] Fomba fanaovana moraingy amin' ny fomba miadana sy milamina (mifan: Dodoria) [Rajemisa 1985]
Antonymes 

Entrée bango
Partie du discours adjectif
Définition anglaise delighted. It is only used in Imerina with the suffix pronoun -ny. Delighted with something. [Richardson 1885]

2010/11/17