Entrée | 1 baribariana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 tsy mbola mandroso amin' ny fombam-piainana ambony, tsy mahalala fomba: Raha tsy otona baribariàna ka hanao ny tongotra eny ambony fiankinana amin' ny seza ! masiaka sy tsy mamindra fo: Olona baribariàna no nahavita izao vonoana mahatsiravina izao [1.1] 4 Fomba fiteny fahiny io ary tsy nanan-kevitra ny hanambany ny Bara akory fa fanavahana ireo afaka nianatra sy ireo tsy mba nandia fianarana fotsiny. [1.353#I] |
Explications en français |
5 barbares [1.3] |
Exemples |
6 Ny fifanarahany tamin' ny Englisy no nampandroso azy mihoatra noho ny manodidina azy izay samy baribariana na ny mpanjaka na ny vahoaka.
[2.113]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |