Entrée baroka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] farina (feo) [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] tsy mahavoaka feo, farim-peo, kasoka [Rakotosaona 1972]

Entrée Baroka
Partie du discours   nom propre (livre biblique)
Définition malgache   Baroka: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
   [Ny lahatsoratra nosoratan' i Randzavola] [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise   Baruch: one of the books of the Bible [Baiboly]
Définition française   Baruch: un des livres de la Bible [Baiboly]
Exemples   Dia hoy ny mpanapaka tamin'i Baroka: [Baiboly: 30:036:019/Jeremia 36:19..]
Vocabulaire  
Articles  

2015/09/07