Entrée basin-
Partie du discours forme morphologique de basy
Exemples 
1Toram-poana, tahaka an-dRangahy Andriandambo, nolalovan' ny basin-dRabevitsika [2.558]
2Apetraho ny basin' ialahy, fa ity elo mena ity no entiko hamitana ny fanjakan' ialahy. [2.508]
3Mbola nisy nirefotra ihany avy ary amin' ny miaramila, fa ny basin' i Feno no nangina. [2.472]

Entrée basin
Partie du discours nom
Explications en malgache  finga: a bowl, a basin; usually applied to those made of the calabash [1.2]
  koveta: a bowl or basin for washing, etc [1.7]

Mis à jour le 2020/07/31