|
|
|
|

Entrée1  basivava
Mots élémentaires  2 basy, 3 vava
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 bevava, maresa-bava, olona tia miresaka ary tsy mety reraka miteny ka tsy misy andraisan'ny hafa [Betsimisaraka] [1.78]
6 mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona, olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an' iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray
7 Olona mpilaza habobo, mpirehaka
8 Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara:
9 Ise indray izao, Rabary, no basivava nitantara izany tany amin-dry zoky tany [1.1]
Explications en anglais  10 loud-mouthed [1.2, 1.7]
11 noisy [1.2]
12 indiscreet [1.7]
Explications en français  13 hâbleur, indiscret [1.8]
Exemples  14  Vorona mba basivava! [2.5#]
15  Tonga basivava sy miantsambotsambotra erý ny mpanao fanorona. [1.437#]
Synonymes  16 vavàna

Anagrammes  17 basivava, 18 Basy Vava, 19 vavabasy

Mis à jour le 2025/11/17