Entrée batavia
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan' akondro bozenizeny fa be voa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a variety of banana. See under akondro. [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] variété de bananier ; fruits abondants, bananes jaunes-verdâtres. [David 1952 (takila K)]
Définition française   [Betsimisaraka] Variété de bananier, Musa paradisiaca L. (Musaceae), toujours naine, probablement importée de Java. Apprécié pour les plantations parce que d'un entretien plus facile. [Boiteau: Végétaux]
Exemples   orona kosa anirian' ny viha toa akondro batavia, milenodenoka, ary somary mihataka kely lavidavitra eny ny ravinala mipararetra tsofin' ny rivotra, dia ravintatamo no mitalapetraka eny ambonin' ny rano, tetezin' ny taleva lava tongotra. [Rajaonarivelo: Bina, page 13]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Musa paradisiaca

2017/12/08