Entrée bibikely (biby, kely)
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana ireo biby madinika ankapobeny izay mizara telo ny vatany: ny lohany, ny tratrany ary ny kibony. Misy karazany maro ny bibikely arakaraka ny toetran' ny elany na ny tsy fisiany mihitsy:misy lava mahitsy ny elany (ny valala); misy manana elatra roa an-daniny avy ka mifanarona (ny voangory); na mipetaka eo an-tenatenany ny elany roa an-daniny avy (ny renitantely); misy tsy manana afa-tsy elatra iray tsotra andaniny avy (ny lalitra); ary misy aza tsy manana elatra mihitsy (ny hao, ny parasy) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise An insect of any kind. [Richardson 1885]
 an insect [Hallanger 1973]
Définition française insecte [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Mihetsika mafy ny bibikely! [Profita: Ranary, page 8]
2Poatoizay dia ho faty ny bibikely. [FOFAFIPE: Tongavola, page 35]
Citations 

2017/07/25