Entrée kely
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
¶ Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
¶ Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
¶ Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
Mitovy hevitra: (olona) aketalahy ~ bija ~ bitika ~ boleta ~ botity ~ botry ~ bozeny ~ bozeta ~ hetry ~ kambitry ~ kambity ~ katita ~ kely endaka ~ kely ray ~ kely reny ~ madinika ~ mafy kely ~ majinika ~ nihinan-tain' orona ~ tapak' amponga ~ tsampirano ~ tsapitika ~ tsingentana ~ vatokely [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   little, small [Hallanger 1973]
Traduction française   petit, peu [Hallanger 1974]
Exemples   Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [Andraina: I Vola, page 10]
Dérivations  
Morphologie  
kely
keliko
kelinao
keliny
kelintsika
kelinay
kelinareo
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot kely (21)
Ambalavaokely
Ambalavatokely
Ambararatakely
Ambatofotsikely
Ambatolampikely
  Ambinanikely
Amboahangikely
Amparafaravolakely
Analakely
Andranomavokely
  Androfiakely
Ankiliabokely
Ankilivalokely
Antalatakely
Madirokely
  Mahatsinjokely
Maroadabokely
Nosy Tanikely
Sabotsikely
Trafonombikely
  Tsaratananakely

Mis à jour le 2017/04/25