Entrée biblia
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. Ny teny grika hoe Biblia (pl) avy amin' ny Biblos no nihaviany. Ny hoditra anatiny tamin' ny zozoro no natao hoe « biblos ». Ny hevitry ny « biblia » kosa, raha ara-bakiteny, dia boky kely maromaro ; fa taoriandriana noho ny fahazarana dia noheverina ho boky maromaro fotsiny izy. [1.38]
Explications en français Bible [1.3]
Synonymes baiboly
Origine Latin: biblia.

Mis à jour le 2020/07/31