| Entrée | 1 bilady |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Antemoro] tany, faritany, firenena
[1.78] 4 [Bara] tany, dia toy ny tany onenana (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353#61] 5 Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan' ny fianakaviana na foko amin' izay soa na tombontsoa efa ananany: Isika mianakavy: tsy ho vaky bilady amin' izay nentin' ny ray aman-dreny na ny razana [1.1] |
| Tous les mots composés | 6 tsy ho vaky bilady anie! |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|