|
|
|
|

Entrée (1/4)1  birao
Radical  2  bira
Partie du discours  3  impératif du verbe passif biraina [Liste complète]

Entrée (2/4)4  birao
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  latabatra fanoratana [1.62]
Exemples  7  Indray andro, efa nadiva hifarana ny taom-pianarana, nampiantsoin' ny badirinay tany amin' ny biraony aho. [2.472]
Morphologie 
8  Simple :

Entrée (3/4)9  birao
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  efitra na trano fiasana na fandraharahana [1.62]
Tous les mots composés  12  2 combinaisons de ce mot

Entrée (4/4)13  birao
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  rantsana miandraikitr ny fitantanana. Eo anivon' ny Antenimiera ohatra, ahitana ny filoha, ny filoha lefitra, ny mpiraki-tsoratra ary ireo olona misahana ny fandraharahana anatiny izy io. Ho an' ny fikambanana tsotra kosa dia ahitana ny filoha, ny mpiraki-tsoratra ary ny mpitahiry vola. [1.62]

Anagrammes  16 bario, 17 birao, 18 boria, 19 oriba, 20 rabio, 21 robay, 22 robia

Mis à jour le 2025/10/08