Entrée bitaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitsinjahana noho ny hafaliana, [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a bound, a jump, a spring of the body made in giving expression to joy or exultation; a dance in warlike orations expressing defiance. [Richardson 1885]
   a leap, a jump [Hallanger 1973]
Traduction française   bond de joie, gambade en signe de joie ou d’approbation [Abinal 1888]
   bond, gambade [Hallanger 1974]
Exemples  
1Hoby sy bitaka va re no an' ny Ambanilanitra, izay nomeny voninahitra ka nolalovany toy izany. [Rabary: Daty, page 1122]
2Vatrany ny misambo-balala ho azy ka ahatsiahivany ny teniny miverimberina hoe:"raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 26]
Dérivations  
Citations  

Entrée bitaka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   kely [Tanala] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/05/24