Entrée bitro
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1]
Explications en anglais A rabbit [1.2]
 A rabbit, a hare [1.7]
Explications en français Lapin [1.3, 1.54, 1.8]
Exemples Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649]
Vocabulaire 
Synonymes rabitro
Mots composés 
Phytonymes 
Origine Anglais: rabbit.
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11