Entrée bitsibitsika (bitsika)
Partie du discours nom
Définition anglaise a whisper [Hallanger 1973]
Définition française (duplicatif) [Abinal 1888]
 chuchotement [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Hatreo dia bitsibitsika foana no hifampiresahanay. [Andraina: I Vola, page 54]
2Toa ho bitsibitsika indray ny resaka ifanaovana, isaky ny mandalo azy I Krisy sy Sera ary Rabako namany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 101]
Citations 

2015/04/09