Entrée bobobobo
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny feon-drano toa mitapatapaka ary migobongobona miditra anaty tavoahangy na aidina avy ao anaty tavoahangy
Ny feon' ny anjombona na ny feon-javatra migoboka manao sesilany ary lavareny. [1.1]
Explications en anglais A gurgling sound of water
The cry made by the bird toloho. [1.2]
Vocabulaire 
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31