Entrée toloho
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] anaram-boron-dia [Rakotosaona 1972]
   Karazam-borona dia, izay maneno lavareny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a kind of cuckoo [Hallanger 1973]
Définition française   coucou [Rajemisa: Vakoka]
   espèce de coucou [Hallanger 1974]
Exemples   hoy ny toloho tany ho any nanakora ny tsi-fahakingan' i Zaka. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Vocabulaire  
Citations  
Analogie   abilimborona ~ kankafotra

Mis à jour le 2012/09/18