| Entrée | 1 bolantany |
| Mots élémentaires | 2 bola, 3 tany |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 [bolan-tany]
anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany [1.1] |
| Explications en français |
6 sphère terrestre, globe terrestre [1.13] |
| Tous les mots composés | 7 fangi-bolantany |
| Vocabulaire | 8 Géographie: (en général) |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|