Entrée boloky
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1]
Explications en anglais A parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2]
 The blue-grey Malagasy parrot [1.7]
Explications en français Perroquet [1.54]
 Le perroquet malagasy [1.8]
Nom scientifique Coracopsis nigra, Coracopsis vaza
Vocabulaire 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée boloky
Partie du discours nom
Explications en malgache Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1]
Explications en anglais Stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31