|
|
|
|

Entrée (1/2)1 bomba
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 mitovy hevitra amin' ny omba [1.1]
Explications en anglais  4 [1.2]
Dérivés 
Verbes actifs :

Entrée (2/2)6 bomba
Partie du discours  7 nom
Explications en malgache  8 Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja [1.1]
9 jereo baomba [1.62]
10 [baomba] zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62]
Explications en anglais  11 a shell, a bomb. [Eng. bomb] [1.2]
Explications en français  12 bombe [Fr. bombe] [1.3]
Exemples  13 Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao [2.59]
Vocabulaire  14 Militaire
Autres orthographes  15baomba, baombo

Anagrammes  16 bambo, 17 bomba

Mis à jour le 2025/09/19