Entrée baomba
Partie du discours nom
Définition malgache zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [Akademia 2005]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Exemples 
1Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro amin' ny ady izay atrehiny [Akademia 2005, page 181]
2Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [Andraina: Mitaraina, page 144]
3Ny herin'ny baombo, nahafaty be tao Anati-Rova, sy nampirehitra ny Lapa Tsarahafatra [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 277]

2015/04/21