Entrée bonara
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] karazan-kazo fanao alokaloka sy aro-rivotra amin'ny voly kafe, [Rakotosaona 1972]
   Karazan-kazo an' ala maniry indrindra any amin' ny tanin' ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   A tree which supplies a remedy for syphilitic tumours. Albizia lebbeck, Bth. The Sakalava use the bark in tatooing, and the scent of the flower is said to produce malarial fever. [French bois noir] [Richardson 1885]
   Albizia
¶  Cassia [Schatz: Flora]
Définition française   Bois-noir. Albizia lebbeck, Benth. [Abinal 1888]
   [Tankarana] espèce d'arbre, bois noir. [David 1952 (takila B)]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Albizia lebbeck
Synonymes   baonara
Citations  
Analogie   Albizia ~ Cassia
Illustrations  

Entrée bonara
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka] mosavy: misy bonara [Rakotosaona 1972]

2017/03/10