Entrée bonga
Partie du discours nom
Explications en malgache Sombin-tany mivaingana, dongona kely
Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [1.1]
  [Taisaka] Vongana [1.78]
  [Sihanaka] Tanety [1.78]
Explications en anglais A clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [1.2]
Explications en malgache Havoana na tendrombohitra kely [1.13]
Explications en français  [Taisaka] Bloc, masse [1.82]
  [Tankarana] Montagne, plateau. [1.19]
 Dôme, butte [1.13]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes bongo
Mots composés 
Proverbes 

Entrée bonga
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [1.78]
 Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [1.1]
Vocabulaire 
Analogues  bongabe

Entrée bonga
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/24