Entrée bongaina (bonga)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany [Rajemisa 1985]

2009/02/23