Entrée bonibony
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [1.1]
Explications en anglais Puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [1.2]
Explications en français (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [1.3]
  [Tankarana] Sorte de rougeole. See rofotra [1.19]
 Rubéole [1.54]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes bonobono

Mis à jour le 2022/09/11