Entrée boraingina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [Rajemisa 1985]
Définition française despotique, arbitraire, injuste [Abinal 1888]
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 

2011/12/27