Entrée boraingona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingona: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [Rajemisa 1985]
Traduction française   despotique, arbitraire, injuste [Abinal 1888]
Autres orthographes  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2011/12/27