| Entrée | 1 borozano |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 jereo borizano [0] |
| Exemples |
4 Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena.
[2.499#]
5 Ny borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana. [1.437#] 6 Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany. [2.5] |
| Autres orthographes | 7 borizany, borizano, borozany |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|