| Entrée | 1 dabilio | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin' ny trano fivoriana [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a school desk, form, or bench [1.2] 5 a workbench; a bench, a pew, a school bench [1.7] | 
| Explications en français | 6   Banc [1.3] 7 établi; banc [1.8] | 
| Exemples | 8   Tao amin' ny efitra avaratra kosa, nisy ny fanaka vitsivitsy, farafara fatorianay telo mianaka sisa, latabatra iray ary dabilio anankiroa.
[2.472] | 
| Anagrammes | 9 abolidy, 10 dabilio | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |