|
|
|
|

Entrée1  dadanaivo
Mots élémentaires  2 dada, 3 ivo
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy:
6 Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [1.1]
Exemples  7  Tsaroana ho tena sarobidy ny nananana an-dry Dr Rabesandratana sy dadanaivo Ranaivoson G. [2.356#]
Vocabulaire  8  Rapports: famille

Anagrammes  dadanaivo, 9 voadadina

Mis à jour le 2025/11/17