Entrée dada
Partie du discours   nom
Définition malgache   fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
¶ teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   father, dad [Hallanger 1973]
Définition française   père [Hallanger 1974]
Synonymes   aba ~ ada ~ baba ~ ikaky ~ ray
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée dada
Partie du discours   nom
Définition malgache   Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Entrée dada
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] adaladala [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] un peu fou, bête, cf. dahidàhy. [David 1952 (takila D)]
Synonymes   dadoa

Entrée dada
Partie du discours   nom masculin
Définition française   hevi-mahazatra, hevi-tiana [Rakotonaivo 1993]

Entrée dada
Partie du discours   nom masculin
Définition française   (fitenin' ankizy) soavaly [Rakotonaivo 1993]

Entrée Dada
Partie du discours   nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache   jereo Solonomenjanahary: Dada
Auteur  
Tableaux et planches   Tous les titres

Mis à jour le 2017/10/19