|
|
|
|

Entrée1  daindaina
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes relatifs :
5  Noms :
Explications en malgache  6  [1.1] Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy
anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina
Explications en anglais  7  [1.2] sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina
Explications en français  8  [1.3] Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant

Anagrammes  9  adinadina, anadidian, andadiany, andidiana, daindaina, diandiana, nadadinay, nanadidia, nandiadia

Mis à jour le 2025/07/29