Entrée midaindaina (daindaina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra
¶ Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound [Richardson 1885]
Définition française Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante)
¶ Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant) [Abinal 1888]
Morphologie 
midaindaina
nidaindaina
hidaindaina

2013/09/07