Entrée daondaona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Feo midobodoboka amin' ny zavatra velezina na mikodiadia
¶ Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Richardson 1885]
Définition française   Impudence, arrogance dans la parole [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

2013/09/08