Entrée midaondaona (daondaona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avonavon' olona, midaondaom-bava izaitsizy izy [Rajemisa 1985]
Définition française Parler insolemment, avoir le verbe haut, résonner [Abinal 1888]
Morphologie 
midaondaona
nidaondaona
hidaondaona

2013/09/08