Entrée | 1 diakona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 (fivavahana protestanta.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-py ny Mpitandrina amin' ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin' ny andraikitra sahaniny: mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azy; tompon' andraikitra amin' ny fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora [1.1] |
Explications en anglais |
4 a deacon [1.2] 5 a deacon [1.7] |
Explications en français |
6 diacre [1.8] |
Exemples |
7 diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana.
[2.508#]
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 9 Religion et Liturgie |
Analogues | 10 diakra |
Article | 11 Randzavola: diakona ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 12 andikao, 13 diakona |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |