| Entrée | 1 diakra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 (Fiv. kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Religion et Liturgie |
| Analogues | 5 diakona |
| Anagrammes | 6 diakra, 7 draika, 8 driaka, 9 kidara |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|