Entrée diavina (dia)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Hilitsahina: Efa faritanin' i Toamasina izao diavintsika itỳ [1.1]
Explications en anglais To be trodden on, to be walked upon, to be measured by the foot [1.2]
 To be trodden on, to be walked over [1.7]
Explications en français Qu'on mesure par pieds: Tsy nodiavinao tsara ny tokotany (Vous n'avez pas bien mesuré par pieds l'emplacement)
Où l'on va, où l'on entre, qn'on parcourt: Aza diavinao ny tranoko (N'entrez pas chez moi) ~ Nodiaviny ny fanjakana manontolo (Il a parcouru tout le royaume) [1.3]
 Qu'on parcourt, où l'on va [1.8]
Morphologie 
Présent : diavina, diaviko, diavinao, diaviny, diavintsika, diavinay, diavinareo, diavin', diavin-, diavim-, diavi-
Passé : nodiavina, nodiaviko, nodiavinao, nodiaviny, nodiavintsika, nodiavinay, nodiavinareo, nodiavin', nodiavin-, nodiavim-, nodiavi-
Futur : hodiavina, hodiaviko, hodiavinao, hodiaviny, hodiavintsika, hodiavinay, hodiavinareo, hodiavin', hodiavin-, hodiavim-, hodiavi-
Impératif : diavo
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11